|
|
|
|

Teny iditra1  soa mampiadana
Singan-teny  2  soa, mampiadana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza
Tovy hevitra  5  soa mahafiadana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10